Vavaka sy Fifadiankanina
FANDAHARANA Fanompoam-pivavahana
VAVAKA SY FIFADIAN-KANINA
Sabotsy 28 Janoary 2023 amin’ny 09 ora – 03 ora
“Miorena tsara, aza miova” I Kor .15:58b
MPAHARY IZAO REHETRA IZAO NY TOMPO
Mino – Miasa – Mankatoa
FIARAHABANA APOSTOLIKA: Rom.1:7
- FIDERANA SY FISAORANA NY TOMPO (9 ora – 9 ora 50 mn)
- Sal. 24, 1-10
- HIRA 10 (SaFif)
- Vavaka
- Sal. 136:1 – 26
– HIRA 21
– Vavaka
- Sal. 146:1 – 10
– HIRA 24
– Vavaka
- TENIN’ANDRIAMANITRA (9 ora 50 mn – 10 ora 50 mn)
- HIRA 770
- 5 minitra ho an’ny ankizy sy ny tanora: SAMPANA SEKOLY ALAHADY
- HIRA FF 310
- 5 minitra ho an’ny fahasalamana: SAF FJKM na hafa
- HIRA FF17
- 5 minitra ho an’ny tontolo iainana: MFEE na Hazakazaka Masina
- HIRA 324 (SaFif)
- 5 minitra ho an’ny fiainam-pianakaviana
- HIRA 326 (SaFif)
- Mofonaina: Isaia 46: 3 – 7
- Vavaka
- HIRA 36
- FIFONANA (10 ora 50 mn – 11 ora 45 mn)
- Soratra Masina: Lio.8: 4 – 18
- Vavaka ho an’ny Fiangonana
- HIRA 409
- Soratra Masina: Gen.17, 9-26
- Vavaka ho an’ny fianakaviana sy ny vahoaka
- HIRA 28
- Soratra Masina: Lio.5: 27 – 31
- Vavaka ho an’ny mpitondra
- HIRA FF 23
- Soratra Masina: Deot.32:36 – 39
- Vavaka ho an’ny fahasalamana
- HIRA 379
- Soratra Masina: Amo.5:1 – 27
- Vavaka ho an’ny firenena mba hanjakan’ny fahamarinana
- HIRA 357 (SaFif)
- Soratra Masina: Gen.2: 4 – 17
- Vavaka ho an’ny fikajiana ny tontolo iainana
- HIRA 312
- FAMELAN-KELOKA (11 ora 45 mn – 11 ora 55 mn)
- Teny famelan-keloka: Isa. 54, 10; 1 Jao. 2, 1-2
- Sal. 32, 1-2
- HIRA FF 26
- FANEKEMPINOANA (11 ora 55 mn – 12 ora)
- Fanekempinoana Apostolika (laharana voalohany)
- FAMPIANARANA (12 ora – 2 ora)
- HIRA 70 (SaFif)
- Fampianarana: Fiangonana MINO sy MIASA
- HIRA 205 (SaFif)
- Fampianarana: Fiangonana MINO sy MANKATO
- Vavaka
- RAKITRA FIFADIAN-KANINA (2 ora – 2 ora 10 mn)
- HIRA Fanentanana Hazakazaka Masina “Andeha isika hiaraka”
- FANGATAHANA (2 ora 10 mn – 2 ora 45 mn)
- HIRA FF 4
- Soratra Masina: 1 Tim. 6, 17-19
- Vavaka ho an’ny sosialy sy koltoraly
- Soratra Masina: Deo. 4, 39-40
- Vavaka ho an’ny politika
- Soratra Masina: Isa. 26, 1-4
- Vavaka ho an’ny toe-karena
- Soratra Masina: Deo. 30, 19-20
- Vavaka ho an’ny tontolo iainana
- Soratra Masina: Deo 30: 15 – 20
- Vavaka ho an’ny fifidianana
- Soratra Masina: Sal. 68, 38 ; 1 Kor. 15, 58
- Vavaka ho an’ny Fiangonana sy ny Sampana sy Sampanasa ary Asa
- Vavaka nampianarin’ny Tompo
- FAMARANANA (2 ora 45 mn – 3 ora)
- Teny fisaorana
- HIRA FF 50
- HAFATRA: Fil. 2:12 d,13 / I Kor.15:58
- Tsodrano: Efesiana 6: 23,24
- HIRA 298
Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra
Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina
Fanamarihana:
- Manatanteraka fandaharana iombonana ny Synodamparitany ao amin’ny Radio Fahazavana na izay Radio afaka miara-miasa amin’ny Synodamparitany any an-toerana.
- Misy ny rakitra fanavaozana ny fanoloran-tena any amin’ny Fiangonana amin’ny fotoanan’ny fifadian-kanina.