Radio Fahazavana (88.6 mhz)

Maneho fiala-tsiny amintsika mpihaino sy mpanakafy ny RADIO FAHAZAVANA , fa noho ny fanamboarana maika tsy maintsy hatao dia tapaka ny fandrenesanareo ny onjampeo mandritra ny andro vitsivitsy. Mangataka vavaka avy amintsika hahatomombana ny fanatsarana rehetra .Misaotra tompoko !

Perikopa 2025

Mey: MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA

| | 04. Ala. II man. Paska
Ezekiela 43. 1-9 | Lioka 4. 1-13 | Asan'ny Apostoly 16. 6-10