Ireo SL FJKM nifandimby:
IREO SYNODA LEHIBE VALO AMBIN ‘ny FOLO (18) NIFANDIMBY :
SYNODA LEHIBE VOALOHANY – TOAMASINA ( 1968 ) : “ Indro havaoziko ny zavatra rehetra ” – Apok 21.5
SYNODA LEHIBE FAHA-II – ANTANANARIVO (1970 ) : “Miara-miasa amin’i Kristy ” – Rom 8.28
SYNODA LEHIBE FAHA-III – MAHAJANGA ( 1972 ) : “ Velona ho an’ny hafa “ – 2Kor 5.15
SYNODA LEHIBE FAHA-IV – ANTANANARIVO ( 1974 ) “ Tazano ny lalana, hetseho mafy ny herinao “ – Nah 2.2
SYNODA LEHIBE FAHA-V – FIANARANTSOA ( 1976 ) “ Fiangonana mahery amin’ny teny sy ny asany “ – Rom 15.18
SYNODA LEHIBE FAHA-VI – ANTANANARIVO ( 1978 ) : “ Aiza ny finoanareo ? “ Lio 8.25
SYNODA LEHIBE FAHA-VII- ARIVONIMAMO ( 1980 ) “ Mitory an’I Kristy Hery sy fahendren’Andriamanitra “ – 1 Kor 1.23–24
SYNODA LEHIBE FAHA-VIII – ANTSIRANANA ( 1982 ) “ Mitory an’I Kristy Hery sy fahendren’Andriamanitra “ – 1 Kor 1.23-24
SYNODA LEHIBE FAHA-IX – TOAMASINA ( 1984 ) “ Fiangonana, andry sy fiorenan’ny fahamarinana “ – 1 Tim 3.15
SYNODA LEHIBE FAHA-X – MAHAJANGA ( 1986 ) “ Fiangonana, andry sy fi orenan’ny fahamarinana “ – 1 Tim 3.15
SYNODA LEHIBE FAHA-XI – FIANARANTSOA ( 1988 ) “ Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana “ – Apok 2.10 b
SYNODA LEHIBE FAHA-XII – ANTANANARIVO ( 1992 ) “ Avia Fanahy Masina o ! Havaozy ny voahary manontolo “ – COE
SYNODA LEHIBE FAHA-XIII – ANTSIRANANA ( 1996 ) “ Ry mpiambina o ! toy inona alina moa izao “ – Isa 21.11 b
SYNODA LEHIBE FAHA-XIV – TOLIARY ( 2OOO ) “ Mitsangana, ianareo no fahazavan’izao tontolo izao “ Isa 60.1b – Mat 5. 14 b
SYNODA LEHIBE FAHA-XV – AMBATONDRAZAKA ( 2004 ) “ Mandehana raha mbola manana ny mazava ianareo “ – Jao 13. 35 b
SYNODA LEHIBE FAHA-XVI – MAHAJANGA ( 2008 ) “ Ny marina amin’ny finoana no ho velona “ – Rom 1.17 b
SYNODA LEHIBE FAHA-XVII – MANAKARA (2012) “Ny fanantenana no namonjena ny mino.” – Rom 8.24a
SYNODA LEHIBE FAHA-XVIII – ANTSIRABE (2016) “Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika.” – 2 Tim 1.8a