SVM FJKM

Tsara ho fantatra amin’izao ankatoky ny fanavaozana ireo tompon’andraikitra izao.

  1. 29 – 30 Jolay 2024 : VOVONAMBEN’NY RANTSANA MANOKANA ato anatin’ny SVM. Rantsana : Raiamandreny – Vehivavy – Mpamily – Fanantenana

Toerana : Ifanadiana RANOMAFANA

Rafitra ho an’ny Rantsana Foibe :

  • Mpandrindra Rantsana Foibe
  • Filan-kevi-dehibe : Solontena 01 / SP
  • Vovonambe : 03 / SP – Rafitra ambony indrindra manapaka ny vina sy ny asan’ny Rantsana, mivory isaky ny 4 taona. Mifidy ny mpandrindra Rantsana Foibe

2. 31 Jolay – 02 Aogositra : ZAIKABE FJKM

Toerana : Ifanadiana RANOMAFANA

Rafitra :

  • Birao Foibe SVM
  • Komity Foibe : 01 / SP
  • Zaikabe : 04 / SP – manapaka ny vina sy ny asa isaky ny 4 taona ary mifidy ny Birao Foibe SVM sy Tonia ary ny Komity Foibe

3. 04 – 07 Aogositra : FIHAONAMBE RANTSANA

Toerana : AMBOSITRA

Perikopa 2024/2025

Desambra: MANETRY TENA NY MPINO

| | 22. Advento IV
Genesisy 3. 9–15 | Lioka 9. 46–50 | Romana 16. 17–20

| | 25. KRISMASY
Mika 5. 1–5 | Matio 1. 18–25 | Filipiana 2. 1–11

| | 29. Ala. man Krismasy - Fiantsoana - SeFaLa
Salamo 2. 7–12 | Matio 23. 1–12 | Hebreo 1. 5–14

Janoary: LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA

| | 01. TAOM-BAOVAO
Deo. 11. 8-12 ; Mar. 1. 9-13 ; 1 Jao. 2. 20-23