SYNODA LEHIBE nifandimby

IREO SYNODA LEHIBE VALO AMBIN’NY FOLO (18) NIFANDIMBY :

Synoda Lehibe I – TOAMASINA (1968) : 13 – 17 Aogositra

“Indro havaoziko ny zavatra rehetra”-Apok 21.5

Synoda Lehibe Faha-II – ANTANANARIVO (1970 ) : 21 – 29 Oktobra

“Miara-miasa amin’i Kristy ” – Rom 8.28

Synoda Lehibe Faha-III – MAHAJANGA ( 1972 ) : 19 – 27 Jolay

“ Velona ho an’ny hafa “ – 2Kor 5.15

Synoda Lehibe Faha-IV – ANTANANARIVO ( 1974 ) : 17 – 27 Jolay

“ Tazano ny lalana, hetseho mafy ny herinao “ – Nah 2.2

Synoda Lehibe Faha-V – FIANARANTSOA ( 1976 ) : 30 – 30 Jolay

“ Fiangonana mahery amin’ny teny sy ny asany “ – Rom 15.18

Synoda Lehibe Faha-VI – ANTANANARIVO ( 1978 ) : 04 – 14 OKtobra

“ Aiza ny finoanareo “ Lio 8.25

Synoda Lehibe Faha-VII- ARIVONIMAMO ( 1980 ) : 10 – 20 Septambra

“ Mitory an’I Kristy Hery sy fahendren’Andriamanitra “ – 1 Kor 1.23–24

Synoda Lehibe Faha-VIII – ANTSIRANANA ( 1982 ) : 14 – 20 Septambra

“ Mitory an’I Kristy Hery sy fahendren’Andriamanitra “ – 1 Kor 1.23-24

Synoda Lehibe Faha-IX – TOAMASINA ( 1984 ) : 05 – 14 Septambra

“ Fiangonana, andry sy fiorenan’ny fahamarinana “ – 1 Tim 3.15

Synoda Lehibe Faha-X – MAHAJANGA ( 1986 ) : 16 – 24 Septambra

“ Fiangonana, andry sy fiorenan’ny fahamarinana “ – 1 Tim 3.15

Synoda Lehibe Faha-XI – FIANARANTSOA ( 1988 ) : 17 – 29 Aogositra

“ Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana “ – Apok 2.10 b

Synoda Lehibe Faha-XII – ANTANANARIVO ( 1992 ) : 09 – 18 Septambra

“ Avia Fanahy Masina o ! Havaozy ny voahary manontolo “ – COE

Synoda Lehibe Faha-XIII – ANTSIRANANA ( 1996 ) : 21 – 30 Aogositra

“ Ry mpiambina o ! toy inona alina moa izao “ – Isa 21.11 b

Synoda Lehibe Faha-XIV – TOLIARY ( 2OOO ) : 16 – 25 Aogositra

“ Mitsangana, ianareo no fahazavan’izao tontolo izao “ Isa 60.1b – Mat 5. 14 b

Synoda Lehibe Faha-XV – AMBATONDRAZAKA ( 2004 ) : 18 – 27 Aogositra

“ Mandehana raha mbola manana ny mazava ianareo “ – Jao 13. 35 b

Synoda Lehibe Faha-XVI – MAHAJANGA ( 2008 ) : 13 – 20 Aogositra

“ Ny marina amin’ny finoana no ho velona “ – Rom 1.17 b

Synoda Lehibe Faha-XVII – MANAKARA (2012) : 15 – 22 Aogositra

“Ny fanantenana no namonjena ny mino.” – Rom 8.24a

Synoda Lehibe Faha-XVIII – ANTSIRABE (2016) : 17 – 24 Aogositra

“Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika.” – 2 Tim 1.8a

Perikopa 2025

Mey: MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA

| | 04. Ala. II man. Paska
Ezekiela 43. 1-9 | Lioka 4. 1-13 | Asan'ny Apostoly 16. 6-10